Alarobia 10 Desambra 2025

VOTRE PUBLICITE ICI

ETO NY DOKAM-BAROTRAREO

Hikarakara Karatra Fahazahoan-dalana mitondra fiarakodia Biometrika

"Permis de conduire biométrique"

Toerana :

Fahazahoan-dalana avy any amin'ny Faritany - Ministera misahana ny Ati-tany Anosy - Antananarivo
Fahazahoan-dalana navoaka tao Antananarivo - Ivotoerana (Centre Immatriculateur) Ambohidahy - Antananarivo

Ilaina :

- Mameno ity taratasy fangatahana ity. na vidiana ao amin'ny "Centre Immatriculateur"
- Sary Tapaka (2).
- Ilay karatra Fahazahoan-dalana teo aloha.
- Vola haloha "Droit" (Ar).
- "Papier chemise" manga (afaka vidiana ao amin'ny "Centre Immatriculateur").
- Fanamarainam-ponenana (Cértificat de résidence) alaina ny amin'ny Fokontany izay hipetrahanao.

Faharetany :

Tsara ho fantatra :

- Raha very ny Karatra Fahazahoan-dalana mitondra fiarakodia dia mila manao fanambarana fahaverezana haingany any amin'ny Polisy na Zandarimaria mba hisorohana ny mety ahavoarohirohy anao raha nisy ny fampiasana ilay karatra very ho amin'ny hosoka.

VOTRE PUBLICITE ICI

ETO NY DOKAM-BAROTRAREO
Compteur de visiteur