Alahady 26 Jolay 2026

VOTRE PUBLICITE ICI

ETO NY DOKAM-BAROTRAREO

Famindrana karatra filazana ny fampiasana ny fiarakodia Biometrika.

"Mutation du Certificat d’Immatriculation Biométrique"

Toerana :

Centre Immatriculateur (Antananarivo : Ambohidahy)

Ilaina :

- Taratasy fifampivarotana dika telo (3) originaly misy sonia voamarina teo anivon’ny kaomnina (3 Actes de vente originales avec signatures légalisées) ;
- DECLARATION DE RESPONSABILITE ET D’ENGAGEMENT SUR L’HONNEUR
- Fanamarinam-ponenan’ny mpividy (Cértificat de Résidence de l’acheteur);
- Dika mitovy ny kara-panondrom-pirenen’ireo mpividy sy mpivarotra nohamarinina teo anivon’ny kaominina (Photocopie cértifiée des CIN du vendeur et de l’acheteur);
- "Papier chemise" manga/Bleu (afaka vidiana ao amin'ny "Centre Immatriculateur").
- Droit d’immatriculation ;
- Droit de mutation.

Faharetany :

Iray (1) volana.

Azo :

karata Filazana ny fampiasana ny fiarakodia biometrika "Cértificat d’Immatriculation biométrique"

Tsara ho fantatra :

Raha very ny karatra dia mila manao fanambarana fahaverezana haingany any amin’ny Polisy na Zandarimaria mba hisorohana ny mety ahavoarohirohy anao raha nisy ny fampiasana izany amin’ny hosoka sy mba ahafahanao mangataka karatra vaovao ihany koa.

VOTRE PUBLICITE ICI

ETO NY DOKAM-BAROTRAREO
Compteur de visiteur