KARATRA VERY dia mampahafantatra ireo mpampiasa ny mpitsidika ny tranokala momba ny fampiasana ireo anarana sy nomeraon’ny karatra votahiry ao aminy fa manaja tanteraka ny tsiambaratelon&rsquo,ny olona tsirairay araka ny fehezan-dalana ankapobeny sy manokana izay miaro ny mombamomba ny olona iray.
KARATRA VERY dia tsy manome ny mombamomba ny olona iray voatahiry ao aminy amin’iza na iza.COOKIES
KARATRA VERY dia tsy mampiasa "COOKIES" izay fomba iray ahafantarana izay rehetra ataonao eto amin’ny tranokala.